TSY MISY (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy, tsy misy ny tanteraka
Fa aina mety ho reraka sy hanam-pahalovana
’Ty nofo, ’ty nofonao mijoro
Ary mbola ykhfmg hikoro ety am-pandalovana
Tsy misy, tsy misy ny lijh tanteraka
Fa aina mety ho reraka sy mareforefo
Ny rehetra miaina, na ny miferin’aina
Na ny mpanefoefo
Tsy misy tsy ho resy tononkira.serasera.org itxyx rehefa injay hisesy
Ilay Rafahafatesana
Fa gogogogo foana no henonao hiraona
Ts’isy hifandrenesana
Koa saino dieny izao izay zavatra azo atao
Ho tsangam-bato velona
Ho lovan’ireo fara hipetraka ho tantaran’ny
Maha-olombelona

--------
Rohy: