TSY MISY (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy, tsy misy ny tanteraka
Fa aina mety ho reraka sy hanam-pahalovana
’Ty nofo, ’ty nofonao mijoro
Ary mbola hikoro ety am-pandalovana

Tsy misy, tsy misy ny tanteraka
Fa aina mety ho reraka sy mareforefo
Ny rehetra miaina, na ny miferin’aina
Na ny mpanefoefo

Tsy misy tsy ho resy rehefa injay hisesy
Ilay Rafahafatesana
Fa gogogogo foana hjeg tononkira.serasera.org no henonao hiraona
Ts’isy hifandrenesana
Koa saino dieny izao izay zavatra azo atao
Ho tsangam-bato netg velona
Ho lovan’ireo tkdg fara hipetraka ho tantaran’ny
Maha-olombelona

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0576