SANGODIMPANINA (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarompanina ny foko te-hanidina
Sady antsoin’ny fiainanao hanodidina
Ranomody misy dobo khdquogn lalin’ny fitia
Ao vkqybv ireo voahirana andranomaria
Roboka aho ka nilatsaka hioty e!
Tsy naharitra tamin’ny hira sy ny angoty
Kanjo indrisy re ranomody e! no namery
Lentika aho resin’alona tononkira.serasera.org mahery
Iza no hisintona ahy
Mba hiverina eny himorona
Ary hanome jectz ho ahy
Elatry ny vorona
Hikopahiko
Zara afaka amin’izay
Hanatra ho ahy
Izany andro fahizay
Sangodimpanina e! ny fitia
Aoka tsy hitohy intsony ankoatr’iry e!
Sady antsoin’ny fiainanao hanodidina
Ranomody misy dobo khdquogn lalin’ny fitia
Ao vkqybv ireo voahirana andranomaria
Roboka aho ka nilatsaka hioty e!
Tsy naharitra tamin’ny hira sy ny angoty
Kanjo indrisy re ranomody e! no namery
Lentika aho resin’alona tononkira.serasera.org mahery
Iza no hisintona ahy
Mba hiverina eny himorona
Ary hanome jectz ho ahy
Elatry ny vorona
Hikopahiko
Zara afaka amin’izay
Hanatra ho ahy
Izany andro fahizay
Sangodimpanina e! ny fitia
Aoka tsy hitohy intsony ankoatr’iry e!
--------
Rohy:
