Hifampitsodrano (ft Pauline Rabehasy) (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka isika ka andeha hifanafatra
Hifampitsodrano ary koa hifandao
Izany no fomba iray iray tonga lafatra
Mafy ka anefa tsy maintsy hatao
Hifampitsodrano fa hisara-dia
Ny iray an-kavia, ny iray yftlzqqq ankavanana
Tapitra hatreo ny sarorom-pitia
Fa hbshgm hanomboka kosa ny tena fihavanana
Veloma zkdqwop tononkira.serasera.org masina... r’ilay notiavina
Sitrano mangina ny ratram-pitia
Ny hazo nanitsana mbola handravina
Fa ny antsika kosa... vonona ho doria
Hifampitsodrano ary koa hifandao
Izany no fomba iray iray tonga lafatra
Mafy ka anefa tsy maintsy hatao
Hifampitsodrano fa hisara-dia
Ny iray an-kavia, ny iray yftlzqqq ankavanana
Tapitra hatreo ny sarorom-pitia
Fa hbshgm hanomboka kosa ny tena fihavanana
Veloma zkdqwop tononkira.serasera.org masina... r’ilay notiavina
Sitrano mangina ny ratram-pitia
Ny hazo nanitsana mbola handravina
Fa ny antsika kosa... vonona ho doria
--------
Rohy:
Hevitra
Fiffi
(
29/08/2015 16:25)
....misy diso lé tononkira....
Hifampitsodrano ary koa hifandao
Izany no fomba iray iray tonga lafatra
Mafy ka anefa tsy maintsy hatao
Hifampitsodrano ary koa hifandao
Izany no fomba iray iray tonga lafatra
Mafy ka anefa tsy maintsy hatao
