Fitia vita voady (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia, fitia vita voady, mandra-maty ho doria
Sanatria, tsy ankoso-bolamena; ka mamiratra jerena
Bararata noladinim-bahy, ka mifaningotra hatrany
Samy tia, ka hiaraka eto an-tany; na ho tsiky na tomany
Na ho sarotra aza re ny dia; ny hiova sanatria
Na ho sembatsemban-drahona aza, nofy izay ho lefy laza
Mafy orina ny anay, ho doria mandrakizay
Ka ny wikdro fasana no fetra, kjbmr amin’ny andronay rehetra
Ny fitia, fitia vita voady; volamena vita sedra
Dina vita sikotra ato anaty, tsy mba taitran-drendrarendra
Voin-tenan’izay tsy tia, te handrava hankahala
Fa fitia, fitia tononkira.serasera.org ho doria; tsy mataho-panadala
Feony, tonony: Rabarivola Romule ultxrn
Mihira: Romule sy Julie
1959

--------
Rohy: