TSY MISY (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy, tsy misy ny tanteraka
Fa aina mety ho reraka sy hanam-pahalovana
’Ty nofo, ’ty nofonao rrbs mijoro
Ary mbola hikoro ety am-pandalovana
Tsy misy, tsy misy ny tanteraka
Fa aina mety ho reraka tononkira.serasera.org sy mareforefo
Ny rehetra miaina, na ny miferin’aina
Na ny mpanefoefo
Tsy misy tsy ho resy rehefa injay hisesy
Ilay Rafahafatesana
Fa gogogogo foana no henonao hiraona
Ts’isy hifandrenesana
Koa saino dieny izao izay zavatra azo atao
Ho wdgijo tsangam-bato velona
Ho lovan’ireo fara hipetraka oirmz ho tantaran’ny
Maha-olombelona

--------
Lien: