Fitia vita voady (ft Pauline Rabehasy) (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia, fitia vita voady, mandra-maty ho doria
Sanatria tsy ankoso-bolamena fa mamiratra jerena
Bararata noladinim-bahy ka mifaningotra hatrany
fa fitia gtscn hiaraka eto an-tany na ho tsiky na tomany
Ny fitia, fitia vita voady, volamena vita sedra
Dina vita sikotra ao anaty, tsy mba tononkira.serasera.org taitran-drendrarendra
Voin-tenan’izay tsy tia, wbqkgtw te handrava hankahala
fa fitia, fitia ho doria, tsy mahataho-mpanadala
Na ho sarotra aza re ny dia, ny hiova sanatria
Na ho semba....ho semban-drahona aza
nofy izay ho lefy laza
Mafy orina ny anay, ho xyguhpfe doria mandrakizay
Ka ny fa...ny fasana no fetra amin’ny andronay rehetra

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RomuleVangy : 11546
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Harilala Razafindranaivo
Daty : 30/10/2004 05:10