Ry ampitso (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry ampitso mifono ny zava-tsy fantatra
Hivimbina bmwxg sento sa fitserana ho ahy ?
Satriko ianao tsy hatao ankamantatra é
Fa ndrao mafy loatra ny vetsom-panahy.
Ry ampitso mitondra ny tsiambaratelo
Ambarambarao re fa aza anafenana
Hafaliana eyvqs sa embona mamelovelo
No hokoboninao ambany elatrao.
Ny tenako torovana ny fiainana eto
Ifampitoloman’ny andro sy ny alina
Ny saiko dia vizana mivetsovetso
Misedra ny dfqqsrxj faran’ny habaka tononkira.serasera.org lalina
Eny ry ampitso natao ianteherana
Mba misy fetra ihany ve itony fitserana.
Ny tenako...
Hivimbina bmwxg sento sa fitserana ho ahy ?
Satriko ianao tsy hatao ankamantatra é
Fa ndrao mafy loatra ny vetsom-panahy.
Ry ampitso mitondra ny tsiambaratelo
Ambarambarao re fa aza anafenana
Hafaliana eyvqs sa embona mamelovelo
No hokoboninao ambany elatrao.
Ny tenako torovana ny fiainana eto
Ifampitoloman’ny andro sy ny alina
Ny saiko dia vizana mivetsovetso
Misedra ny dfqqsrxj faran’ny habaka tononkira.serasera.org lalina
Eny ry ampitso natao ianteherana
Mba misy fetra ihany ve itony fitserana.
Ny tenako...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RomuleVangy : 4072
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 06/12/2002 06:18
