Handao anao (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga izao ny ora handaozako anao
Veloma sy masina re izao
’Zany tenako no handao anao
Tsy ho ela dia hihaona indray

Izaho aotbvnfg tsy hanadino na aiza misy anao
Na lavitra na akaiky ftempz izaho tsy hanadino
Amin’ny andro hiverenako aminao
Ho faly ny fo fa tafaray

Eny mba tsahivo raha kafnp lavitra ahy ianao
Ny fitiavako anao ho doria
Eny mandra-maty tsy miova sanatria
Ho anao doria ka matokia

A/C Rolland Raelison tononkira.serasera.org

--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur ( 12/07/2026 14:50)
Misaotra ry Hery
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0109