Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tafahoana (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafahoana izao isika, izy jtdng ela nisarahana
ka moa ve mangatsiaka ny fonao rahavana
Falifaly izany foko raha nahita anao
ka ny sento sy toloko misinda tsotr’izao
vcfzn (bis)
refrain (in-2) :
Mafy ny alahelo raha lavitra anao
nefa ny tsiambaratelo no tsaroako hatramizao
Eny fa tsy zbtcfws miova tononkira.serasera.org ilay fitiavako anao
ho anao lalandava voarakitra am-poko ao

--------
Rohy: