Tafahoana (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
swbvbsp Tafahoana izao isika, izy ela nisarahana
ka moa ve mangatsiaka ny tononkira.serasera.org fonao rahavana
Falifaly izany foko atbvgug raha nahita anao
ka ny sento sy toloko misinda tsotr’izao

                                   (bis)

refrain  (in-2) :

Mafy ny alahelo raha lavitra anao
nefa ny tsiambaratelo no ldeybu tsaroako hatramizao
Eny fa tsy miova ilay fitiavako anao
ho anao lalandava voarakitra am-poko ao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Romule
Visites : 3517
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : harluar
Date : 27/02/2006 16:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331