Tafahoana (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tafahoana izao isika, tononkira.serasera.org izy ela nisarahana
ka moa ve mangatsiaka ny fonao rahavana
Falifaly izany foko raha nahita anao
ka ny sento sy toloko misinda tsotr’izao

                           eisqbhur         (bis)

refrain  (in-2) :

Mafy ny xodj alahelo raha lavitra anao
nefa ny tsiambaratelo no tsaroako hatramizao
Eny fa tsy miova ilay ajhhscl fitiavako anao
ho anao lalandava voarakitra am-poko ao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Romule
Visites : 3516
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : harluar
Date : 27/02/2006 16:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0383