NY FIAINAKO (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isan’alina aho mazàna mila tsy zslnyoqv hahita tory
Raha mitodika mangina ‘rony lalana nombàna
Be ny andro vao nodiaviko ary indrindra tononkira.serasera.org fa ny hoaviko
Sy ny lasana rehetra nampitsetra
Eo aho vao mitadidy irony mamy sy mangidy
Nihatra tamin’ny nofo sy fanahy mahaolombelona ahy

Fa fiainako ireny nefa izay antsipirihany
Sy ny mmtww mombamomba azy niniako tsy asiana teny
Fa ny zava-noraiketiny anjarako matoa nentiny
Ataoko antoky ny hoaviko, tsy laviko
Fa fiainako izany tsy ikambanako aman’olona
Eny fiainako manokana, ahy pgzkyomx samirery ihany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Romule
Vangy : 3423
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hertix
Daty : 05/01/2007 18:36
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304