NY FIAINAKO (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isan’alina aho mazàna mila tsy hahita tory
Raha mitodika mangina ‘rony wweiqti lalana nombàna
Be ny andro vao gzlyvij nodiaviko ary indrindra fa ny hoaviko
Sy ny lasana rehetra nampitsetra
Eo aho fyvalftc vao mitadidy irony tononkira.serasera.org mamy sy mangidy
Nihatra tamin’ny nofo sy fanahy mahaolombelona ahy
Fa fiainako ireny nefa izay antsipirihany
Sy ny mombamomba azy niniako tsy asiana teny
Fa ny zava-noraiketiny anjarako matoa nentiny
Ataoko antoky ny hoaviko, tsy laviko
Fa fiainako izany tsy ikambanako aman’olona
Eny fiainako manokana, ahy samirery ihany

--------
Link: