NY FIAINAKO (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isan’alina aho mazàna mila tsy hahita tory
Raha mitodika mangina ‘rony lalana nombàna
Be ny andro vao nodiaviko ary indrindra fa ny tononkira.serasera.org hoaviko
Sy ny lasana rehetra nampitsetra
Eo aho vao mitadidy irony mamy ppkl sy mangidy
Nihatra tamin’ny nofo sy fanahy mahaolombelona qxydm ahy

Fa fiainako ireny nefa izay antsipirihany
Sy ny mombamomba azy niniako tsy asiana teny
Fa ny zava-noraiketiny anjarako matoa nentiny
Ataoko antoky ny hoaviko, tsy laviko
Fa fiainako izany tsy ikambanako aman’olona
Eny fiainako zhip manokana, ahy samirery ihany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Romule
Visites : 3471
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : hertix
Date : 05/01/2007 18:36
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0703