NANKAIZA (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nankaiza tononkira.serasera.org ny tompon-tanàna
No rava ilay nahatamàna
Ka vero sy alan’apanga
No indreo fa manangasanga
Toa haolo, mangina ilay vohitra
Ka zary toa fonenan-tsorohitra
Ny trano mikoa srgbbor sy mivava
Ny tafony koa dia indreo fa miharava
Indrisy fa rindrina sisa
Mijoro toa mamisavisa
Ny andro navalon’ny szivgkvy taona
Antsoin-tsy manoina chdtzj ka eny misaona
No rava ilay nahatamàna
Ka vero sy alan’apanga
No indreo fa manangasanga
Toa haolo, mangina ilay vohitra
Ka zary toa fonenan-tsorohitra
Ny trano mikoa srgbbor sy mivava
Ny tafony koa dia indreo fa miharava
Indrisy fa rindrina sisa
Mijoro toa mamisavisa
Ny andro navalon’ny szivgkvy taona
Antsoin-tsy manoina chdtzj ka eny misaona
--------
Rohy:
