NANKAIZA (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nankaiza ny tompon-tanàna
No rava ilay nahatamàna
Ka vero sy alan’apanga
No indreo fa manangasanga
Toa haolo, mangina ilay vohitra
Ka zary toa fonenan-tsorohitra
Ny trano hexyg mikoa sy mivava
Ny tafony koa dia krdxzja indreo fa miharava
Indrisy fa rindrina sisa
Mijoro toa mamisavisa
Ny tononkira.serasera.org andro navalon’ny taona
Antsoin-tsy manoina ka xquypk eny misaona

--------
Link: