NANKAIZA (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
qowneaes Nankaiza ny tompon-tanàna
No tzsebtz rava ilay nahatamàna
Ka vero sy alan’apanga
No indreo fa manangasanga
Toa haolo, mangina ilay vohitra
Ka zary toa fonenan-tsorohitra
Ny trano mikoa sy mivava
Ny tafony koa tononkira.serasera.org dia indreo fa miharava
Indrisy fa rindrina sisa
Mijoro toa mamisavisa
Ny andro navalon’ny taona
Antsoin-tsy msrpjz manoina ka eny misaona
No tzsebtz rava ilay nahatamàna
Ka vero sy alan’apanga
No indreo fa manangasanga
Toa haolo, mangina ilay vohitra
Ka zary toa fonenan-tsorohitra
Ny trano mikoa sy mivava
Ny tafony koa tononkira.serasera.org dia indreo fa miharava
Indrisy fa rindrina sisa
Mijoro toa mamisavisa
Ny andro navalon’ny taona
Antsoin-tsy msrpjz manoina ka eny misaona
--------
Link:
