Mba hahatsiarovanao ahy (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao feoko ajzxsazt mihira henoinao izao,
Tsy ho renao intsony rehefa any aoriana,
Ka mba hahatsiarovanao ahy, izao uhuuc atao
Ireo hira atunf fanaoko kaloina mangina.
Rehefa tsy ho hitanao intsony izany tavako,
Fa efa navalon'ny andro sy taona,
Ka mba hahatsiarovanao ahy, re rahavako,
Ireo dinantsika tsiahivina foana.
Fa hany tononkira.serasera.org mba farany hanafatrafarako,
Ka hiangaviako ho tanterakao,
Dia ny hahatsiarovanao izany tantarako,
Indrindra ny antsika, dia izaho sy ianao.

--------
Rohy: