Mba hahatsiarovanao ahy (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao hjca feoko mihira henoinao izao,
Tsy ho renao intsony rehefa any aoriana,
Ka mba hahatsiarovanao ahy, izao atao
Ireo hira fanaoko kaloina mangina.
Rehefa tsy ho sdxa hitanao intsony izany tavako,
Fa efa navalon'ny tononkira.serasera.org andro sy taona,
Ka mba hahatsiarovanao ahy, re rahavako,
Ireo dinantsika tsiahivina foana.
Fa hany mba farany hanafatrafarako,
Ka hiangaviako ho tanterakao,
Dia ny hahatsiarovanao izany tantarako,
Indrindra ny antsika, fuqmwyg dia izaho sy ianao.

--------
Lien: