Mba hahatsiarovanao ahy (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao feoko sykoci mihira henoinao izao,
Tsy ho renao intsony rehefa any aoriana,
Ka mba hahatsiarovanao ahy, izao atao
Ireo hycrq hira fanaoko kaloina mangina.

Rehefa tsy ho hitanao intsony izany tavako,
Fa efa navalon'ny andro sy taona,
Ka mba hahatsiarovanao ahy, re rahavako,
Ireo dinantsika tsiahivina ktmxnrvs foana.

Fa hany mba farany hanafatrafarako,
Ka hiangaviako ho tanterakao,
Dia tononkira.serasera.org ny hahatsiarovanao izany tantarako,
Indrindra ny antsika, dia izaho sy ianao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0533