IRETO KALO (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny maro tena maro ireto kalo
Tonokira tsara rindra, soa indrindra
Ka raiketina lsxwijnd ato anaty tsy ho faty
Zany ako mitamberina raha heverina
Entin-drivotra miserana tsy azo xebam ferana
Henonao mikalo indray ny fahizay
Zary manina ny lasa ka mitafa
Ny eritreritra hifidy sy hitadidy
Eny maro tena maro ireto kalo
Tonokira tsara rindra, soa tononkira.serasera.org indrindra
Fanafody tsara fatra, tsy mandratra
Mampisinda twpaveai ny alahelo mamelovelo

--------
Rohy: