IRETO KALO (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Eny maro tononkira.serasera.org tena maro ireto kalo
Tonokira tsara rindra, soa indrindra
Ka raiketina ato anaty tsy ho faty
Zany ako mitamberina raha heverina

Entin-drivotra miserana tsy azo ferana
Henonao mikalo indray ny fahizay
Zary manina ny givbvzrt slsi lasa ka mitafa
Ny eritreritra hifidy sy hitadidy

Eny maro tena maro ireto kalo
Tonokira tsara rindra, soa indrindra
Fanafody tsara fatra, tsy mandratra
Mampisinda ny alahelo mamelovelo

yrpg

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0499