IRETO KALO (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vususv Eny zotsayx maro tena maro ireto kalo
Tonokira tsara rindra, soa indrindra
Ka raiketina ato anaty tsy ho faty
Zany ako mitamberina raha heverina
Entin-drivotra miserana tsy azo ferana
Henonao mikalo indray ny fahizay
Zary manina ny lasa kjogh ka mitafa
Ny eritreritra hifidy sy hitadidy
Eny maro tena maro ireto kalo
Tonokira tononkira.serasera.org tsara rindra, soa indrindra
Fanafody tsara fatra, tsy mandratra
Mampisinda ny alahelo mamelovelo
Tonokira tsara rindra, soa indrindra
Ka raiketina ato anaty tsy ho faty
Zany ako mitamberina raha heverina
Entin-drivotra miserana tsy azo ferana
Henonao mikalo indray ny fahizay
Zary manina ny lasa kjogh ka mitafa
Ny eritreritra hifidy sy hitadidy
Eny maro tena maro ireto kalo
Tonokira tononkira.serasera.org tsara rindra, soa indrindra
Fanafody tsara fatra, tsy mandratra
Mampisinda ny alahelo mamelovelo
--------
Lien:
