O! vonjeo (ROHAMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Korontan-dava no iainana ety
tsy misy filaminana na hoe fitia
fa ady toy ireo, ireo loza manjo
no indro mandratra fo
O! Vonjeo (vonjeo), Ray o! zmys Ity zanakao
mba omeo (omeo), ny fiarovanao
Mba ho tononkira.serasera.org sahy, hijoro na inona hanjo
satria ianao (satria ianao), no eo qeuxwdm anilako (no eo anilako)
Ireo namana nianteherana
indrisy nandalo sy niserana
tsy mba nampahery ilay trotraka
izay lavo sy potraka
O! Vonjeo··································(2 xrnb fois)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ROHAMAVisites : 1627
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antsa_fifaliana
Date : 09/09/2017 11:26