Aok'izay (ROHAMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aok'izay ireo fanaratsiana sy endrikendrika fomba fanao
aok'izay fa tsy hanatsara ny fanahinao
Aok'izay ny fifosafosana, bitsibitsika ny namanao
Aok'izay (2fois) ndeha hovay re ny fomba fanao
Ngamba ianao tsy mahatsapa anor fa tononkira.serasera.org irerydia mamono na zgvqg dia hoe teny
Fa tena marary, mandratra fo, manimba tokoa
Tsy aleo ve teny mba mampahery, hampitodika iro mila ho very
Dia ho itanao fa hamonjy azy, ireo tymwfy teny natao
Ndeha hialana ireo hita fa ratsy, fifankatiavana no hajoro
avelao ho any ireny , fa toa mampikoro
Ka firaisana no aoka ho hita, izay kinasa rehetra dia ho vita
Tsy ho ela(2fois) dia indro fa ho tofy soa ny dia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ROHAMAVangy : 1790
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antsa_fifaliana
Daty : 09/09/2017 11:52