Ny fanantenako (ROHAMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fanantenako, ny hahita anao Ray
ka ny fikasako, tongava amin'izay e
fa e! Mafy loatra ireo tolona sy ady
efa lskl tafahoatra, ireo loza mianjady
Ny fahoriana enjizgz sy ny fifaliana
no zary sakaiza, tonga toa mpitaiza
tsy misy tsy kivy fa tena mangidy
tongava ry tompo, miandry anao ny foko
Raha eo mantsy ianao tononkira.serasera.org e!
Dia tsy hanonja toy izao
ireo tafiotra mpandrava
baikonao io dia hisava
Toa tsinjoko Ray o! Izany anilanao
foana ny ahiahy, lasa ny talaho
fifaliana foana, izay rehetra atao
toa fohy ny fotoana, cdwrzd hihaonana aminao (2fois)
ka ny fikasako, tongava amin'izay e
fa e! Mafy loatra ireo tolona sy ady
efa lskl tafahoatra, ireo loza mianjady
Ny fahoriana enjizgz sy ny fifaliana
no zary sakaiza, tonga toa mpitaiza
tsy misy tsy kivy fa tena mangidy
tongava ry tompo, miandry anao ny foko
Raha eo mantsy ianao tononkira.serasera.org e!
Dia tsy hanonja toy izao
ireo tafiotra mpandrava
baikonao io dia hisava
Toa tsinjoko Ray o! Izany anilanao
foana ny ahiahy, lasa ny talaho
fifaliana foana, izay rehetra atao
toa fohy ny fotoana, cdwrzd hihaonana aminao (2fois)
--------
Rohy:
Hevitra
antsa_fifaliana
(
09/09/2017 10:56)
Ny groupe rohama dia niorona tao mahajanga teo amin'ny fiangonana advantista mahajanga be tamin'ny taona 1997. Ary mankalaza ny faha20 taonany amin'ity taona 2017 ity. Ny dikan'ny teny hoe rohama dia « namindrana fo»
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ROHAMAVangy : 2220
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antsa_fifaliana
Daty : 09/09/2017 10:54
