You are here: home > Tononkira > ROHAMA

JESO TOKIKO (Feno Tahotra) (ROHAMA)

https://tononkira.serasera.org/hira/rohama/jeso-tokiko-feno-tahotra

I-Feno tahotra, ny fiainako
Feno takona izay rehetra alehako
Feno toky re, misy hery vao
Raha Jeso anilanao

Feno tahotra, ny fiainako
Feno takona izay rehetra alehako
Feno toky re, misy hery vao
Raha Jeso anilanao

Ref: Tsy misy hery ianteherana
Raha misaraka Aminao
Eo anilanao no fanaperana
Ilay sakaizako tsy mba mandao

II-Sambatra aho re, Jeso tokiko
Izy tononkira.serasera.orgmiantoka  ny anio sy ny ho aviko
Ireo fanahiana be, Esoriny avokoa
Ka tolorany ireo mahasoa

Ref: Tsy misy hery ianteherana
Raha misaraka Aminao
Eo anilanao no fanaperana
Ilay sakaizako tsy mba mandao


Tsy misy hery ianteherana
Raha misaraka Aminao
Eo anilanao no fanaperana
Ilay sakaizako tsy mba mandao

Eo anilanao no fanaperana...............
ILAY SAKAIZAKO TSY MBA MANDAO

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : ROHAMA
Mpamaky : 110
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : rdvpphf.mada
Tamin'ny : 27/02/2020 12:58:24
ID : 12585

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo