Namindrana fo (ROHAMA)
https://tononkira.serasera.org/hira/rohama/namindrana-fo-3
1-Mitady anao ilay Ray, mangoraka te hifandrayEfa ela ianao no nania, iriny hizarana fitia
Na betsaka ireo fandavana, hasainy am-pitiavana ianao
handova ilay tany soa, sambatra izay namindrana fo
Fitiavana mandrakizay
No nitiavako anao
Izany no namoaharetako
Famindram-po ho anao
2-Ekeo ny Tsiky dia ampyantso, valio, fa aza manetsi-tadiny
Reo fahazaran-dratsy ario, tiany ianao ho sakaizany
Tonga izy hamonjy anao, hanolotra fiainam-baovao
Tsy tiany ianao ho tavela ety, ka ho rebin'ireo bibidia
Fitiavana mandrakizay·························
K'izany no nampaharetako, famindram-po ho anao(3fois)