O! vonjeo (ROHAMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Korontan-dava no iainana ety
tsy misy filaminana na hoe fitia
fa ady toy ireo, ireo pghabv loza manjo
no indro mandratra fo

O! Vonjeo (vonjeo), Ray o! Ity zanakao
mba omeo (omeo), ny ozmb fiarovanao
Mba ho sahy, hijoro na inona hanjo
satria ianao (satria tononkira.serasera.org ianao), no eo anilako (no eo anilako)

Ireo namana nianteherana
indrisy nandalo sy niserana
tsy mba hfgprl nampahery ilay trotraka
izay lavo sy potraka

O! Vonjeo··································(2 fois)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : ROHAMA
Visites : 1626
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antsa_fifaliana
Date : 09/09/2017 11:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7867