Aok'izay (ROHAMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aok'izay ireo fanaratsiana sy endrikendrika fomba fanao
aok'izay fa tsy hanatsara ny fanahinao
Aok'izay ny fifosafosana, bitsibitsika ny namanao
Aok'izay (2fois) ndeha hovay re ny fomba fanao
Ngamba ianao tsy mahatsapa fa irerydia mamono na dia hoe teny
Fa tena marary, mandratra fo, manimba tokoa
Tsy aleo ve teny mba mampahery, hampitodika tononkira.serasera.org iro mila ho very
Dia ho itanao fa hamonjy azy, ireo teny natao
Ndeha fysckp hialana ireo hita fa ratsy, fifankatiavana no hajoro
avelao ho any ireny , fa jhdz toa mampikoro
Ka firaisana no aoka ho hita, izay kinasa rehetra dia ho vita
Tsy ho ela(2fois) dia indro tkxwgsln fa ho tofy soa ny dia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : ROHAMAVangy : 1756
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : antsa_fifaliana
Daty : 09/09/2017 11:52