Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aok'izay (ROHAMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aok'izay ireo fanaratsiana tononkira.serasera.org sy endrikendrika fomba fanao
aok'izay fa tsy hanatsara ny fanahinao
Aok'izay ny fifosafosana, bitsibitsika ny namanao
Aok'izay (2fois) erpoui twhhkcp ndeha hovay re ny fomba fanao
Ngamba ianao tsy mahatsapa fa irerydia mamono na dia hoe teny
Fa tena marary, mandratra fo, manimba tokoa
Tsy aleo ve teny mba mampahery, hampitodika iro mila ho very
Dia ho itanao fa hamonjy azy, ireo teny natao
Ndeha hialana ireo avusq hita fa ratsy, fifankatiavana no hajoro
avelao ho any ireny , fa toa mampikoro
Ka firaisana no aoka ho hita, izay kinasa rehetra dia ho vita
Tsy ho ela(2fois) dia indro fa ho tofy soa ny dia

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ROHAMAVisites : 1810
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : antsa_fifaliana
Date : 09/09/2017 11:52