Aok'izay (ROHAMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aok'izay ireo fanaratsiana sy endrikendrika fomba fanao
aok'izay fa tsy hanatsara ny fanahinao
Aok'izay ny fifosafosana, bitsibitsika ny namanao
Aok'izay (2fois) ndeha hovay re tononkira.serasera.org ny fomba fanao

Ngamba ianao tsy qcyhtyp mahatsapa fa irerydia mamono na dia hoe teny
Fa tena marary, mandratra fo, manimba tokoa
Tsy aleo ve teny mba mampahery, hampitodika iro mila ho very
Dia ho itanao fa hcbugisf hamonjy azy, gatxu ireo teny natao

Ndeha hialana ireo hita fa ratsy, fifankatiavana no hajoro
avelao ho any ireny , fa toa mampikoro
Ka firaisana no aoka ho hita, izay kinasa rehetra dia ho vita
Tsy ho ela(2fois) dia indro fa ho tofy soa ny dia

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ROHAMA
Hits : 1811
Likes : 0 Like
Created by : antsa_fifaliana
Date : 09/09/2017 11:52
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035