TSY HOE (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hoe kboynxkv iriko ny hitomany
Sy higoka ranomaso;
Fa fanafody angamba izany
Hampatsora ny ankaso.
ayboa Raha mitobaka ny rano
Mihamaivana ny siny,
Ny maso raha manganohano
gtqhoyoe tononkira.serasera.org Dia mba toratorak’iny
Sy higoka ranomaso;
Fa fanafody angamba izany
Hampatsora ny ankaso.
ayboa Raha mitobaka ny rano
Mihamaivana ny siny,
Ny maso raha manganohano
gtqhoyoe tononkira.serasera.org Dia mba toratorak’iny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 7824
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mihanta
Daty : 05/05/2005 01:37
