Mama (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mama, avelao tononkira.serasera.org handeha fa efa
Olon-dehibe ity nwrovt zanakao,
Te hahaleo tena,
F’efa tonga taona,
F’efa tonga saina.
Mama, Mama,
Be ny vitanao, dhmx tena be tokoa,
Mamy koa raha mamy
Ny fitiavanao,
Tsy mba roa fa tokana tsy mety lany
Loharano mamy
Ianao no nahalehibe, nahatoa izao ahy,
Andriko fony aho be ahiahy,
Toky tsy namitaka ahy
Hatram’izay naha rzqycj zao ahy izay fa...
Mama, avelao aho mba handeha,
Hisonga f’efa lehibe,
Hisedra irery ny atao hoe
Fiainana isan’andro,
Hitetika, hahandro,
Kanefa aza manahy ianao
Fa ireo anatrao no hialoha làlana ahy
Olon-dehibe ity nwrovt zanakao,
Te hahaleo tena,
F’efa tonga taona,
F’efa tonga saina.
Mama, Mama,
Be ny vitanao, dhmx tena be tokoa,
Mamy koa raha mamy
Ny fitiavanao,
Tsy mba roa fa tokana tsy mety lany
Loharano mamy
Ianao no nahalehibe, nahatoa izao ahy,
Andriko fony aho be ahiahy,
Toky tsy namitaka ahy
Hatram’izay naha rzqycj zao ahy izay fa...
Mama, avelao aho mba handeha,
Hisonga f’efa lehibe,
Hisedra irery ny atao hoe
Fiainana isan’andro,
Hitetika, hahandro,
Kanefa aza manahy ianao
Fa ireo anatrao no hialoha làlana ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 36527
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10
