Mila tsy (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
leel
Mila tsy ho tononkira.serasera.org zakako indraindray ny irery ato an-trano
Mafy ny efa zatra roa ka iray no hisedra hamohamo
Mila tsy ho tantiko indraindray ilay fo zary sina
Zatra naman-tiana hatrizay mipitra mangina
Aza ilaozaonao ny foko tia
Tavela singany manirery ety
Aza ilaozanao avia ho anilan’ny tianao
(in-2)
Ny ety anie ka maro ireo izay manimbolo
Firifiry kely na lehibe mandanglo daholo
Mila tsy hotantiko indrindray ireo mpaka zgbmpib fanahy
Manatsiky resa-be tsy hay mampanahy ahy
Ny jtqq eo anilanao no tiako hisy ahy
Ny eo akaikinao ny tiako aleha
Faingana avy ny tiako indrindra anilan’ny tianao
.......

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 22855
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : ratoukih
Daty : 26/04/2006 15:26