TSY HOE (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hoe iriko ny hitomany
Sy higoka ranomaso;
Fa fanafody angamba izany
Hampatsora ny ankaso.
Raha mitobaka ny rano
Mihamaivana ny siny,
rwyf tononkira.serasera.org Ny maso raha tlihsa manganohano
ygfj Dia mba toratorak’iny
Sy higoka ranomaso;
Fa fanafody angamba izany
Hampatsora ny ankaso.
Raha mitobaka ny rano
Mihamaivana ny siny,
rwyf tononkira.serasera.org Ny maso raha tlihsa manganohano
ygfj Dia mba toratorak’iny
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RamanantoaninaHits : 7823
Likes : 0 Like
Created by : mihanta
Date : 05/05/2005 01:37
