TSY HOE (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy hoe iriko ny hitomany
Sy higoka ranomaso;
Fa fanafody angamba izany
Hampatsora ny ankaso.
Raha mitobaka ny rano
Mihamaivana ny siny,
asoi Ny maso raha manganohano
sgxv tononkira.serasera.org vjlaa Dia mba toratorak’iny
Sy higoka ranomaso;
Fa fanafody angamba izany
Hampatsora ny ankaso.
Raha mitobaka ny rano
Mihamaivana ny siny,
asoi Ny maso raha manganohano
sgxv tononkira.serasera.org vjlaa Dia mba toratorak’iny
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RamanantoaninaVisites : 7904
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mihanta
Date : 05/05/2005 01:37
