Tokoa (feat. Njakatiana) (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tokoa
Nisy tononkira.serasera.org be tokoa raha ny fotoana niarahana
Na nifamaho koa ny onjan'ny fiainana
Dia nasehonao tokoa ampihavanana
Fa nandresy hatrany ny hbsiiw finamanana
Na tamin'ny nbloez ratsy na ny tsara
Nanoro ianao, nanampy koa ary nikarakara
Faly ny fo, tohina tokoa
f'izay rehetra natao dia teo foana ianao (teo tsy nandao)
Isaorako eran-tsaina, eram-po
Satria voaporofo izao tena namako ianao
Nisy be tokoa raha ny fotoana niarahana
Na nifamaho koa ny onjan'ny fiainana
Dia nasehonao tokoa ampihavanana
Fa nandresy hatrany ny finamanana
Na tamin'ny ratsy na ny tsara

Tsiky dia ampy
Isaorako eran-tsaina, eram-po
Satria voaporofo izao tena namako ianao
A/C Njakatiana glnmgkox

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 11049
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : jantina
Daty : 10/10/2012 23:17