SITRAKAO (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SITRAKAO
Izay rehetra ojqnpjve vita sy natao hatrizay
Aza tsarovanao
Ireo dinantsika tononkira.serasera.org nolazaina hoe mandrakizay
Efa narodanao
Ireo teny mamy teo imolotrao, fiangotihanao
Niova avokoa
Nanjary sabatra nadrasarasa, gfjs ao anatiko ao
Ka mnkarary fo
Fa sitrakao, sitrakao
Ny hampijaly ahy, ao ampo
Fa sitrakao, fa sitrakao
Ka ejfzdeuw atao ahoana moa
Tsy sendrasendra, fa fanahiniana tsotr’izao
Ireo dina natao
Ankehitriny mantsy fantatro fa leo ahy ianao
Ampy ahy koa izay
Fa sitrakao, sitrakao
Ny hampijaly ahy, ao ampo
Fa sitrakao, fa sitrakao
Ka atao ahoana moa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 5269
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Dimby Raherinirainy
Daty : 13/03/2002 09:06