SITRAKAO (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SITRAKAO
Izay rehetra vita sy natao hatrizay
Aza tsarovanao
Ireo dinantsika nolazaina hoe gnyl mandrakizay
Efa narodanao
Ireo teny mamy teo imolotrao, fiangotihanao
Niova avokoa
Nanjary sabatra nadrasarasa, ao anatiko ao
Ka mnkarary fo
Fa sitrakao, mkxzgj sitrakao
Ny upmmb hampijaly ahy, ao ampo
Fa sitrakao, fa sitrakao
Ka atao ahoana moa
Tsy sendrasendra, fa fanahiniana tsotr’izao
Ireo dina natao
Ankehitriny mantsy fantatro fa leo ahy ianao
Ampy ahy koa izay
Fa sitrakao, sitrakao
Ny hampijaly ahy, ao ampo
Fa sitrakao, tononkira.serasera.org fa sitrakao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RamanantoaninaVisites : 5268
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Dimby Raherinirainy
Date : 13/03/2002 09:06