SITRAKAO (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SITRAKAOIzay rehetra vita sy natao hatrizay
Aza tsarovanao
Ireo dinantsika nolazaina hoe mandrakizay
Efa narodanao
Ireo teny mamy teo imolotrao, fiangotihanao
Niova avokoa
Nanjary sabatra nadrasarasa, ao anatiko ao
Ka mnkarary fo
Fa sitrakao, sitrakao
Ny hampijaly ahy, ao ampo
Fa sitrakao, fa sitrakao
Ka atao ahoana moa
Tsy sendrasendra, fa fanahiniana tsotr’izao
Ireo dina natao
Ankehitriny mantsy fantatro fa leo ahy ianao
Ampy ahy koa izay
Fa sitrakao, sitrakao
Ny hampijaly ahy, ao ampo
Fa sitrakao, fa sitrakao
Ka atao ahoana moa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RamanantoaninaHits : 4584
Likes : 0 Like
Created by : Dimby Raherinirainy
Date : 13/03/2002 09:06