Mino aho (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino aho fa onena ny mijaly
Ny Raintsika ao an-danitra ao
Ka indro ny vavako mivaly
Nampiany aho qcvol ka nahita anao
Ny fahadalako tsy isainy ho fahotako
Mino aho, mino aho, mino aho
Ny fahadalako tsy isainy ho fahotako
Mino aho, mino aho, mino aho
Mino aho f’Andriamanitra tsitoha
Mpamoron’izao rehetra izao
No mbola hanao izay hampifoha
Ho ahy ny cqtkhtw fitiavanao
Mino aho f’Andriamanitra mahery
Mpamoron’izao rehetra izao
Hitantana anao tononkira.serasera.org ho bqahho ahy samirery
Hitandrina ahy ho anao
Ka izay sitrapony no ekeko fa ambony
Mino aho, mino aho, mino aho
Ka izay sitrapony no ekeko fa ambony
Mino aho, mino aho, mino aho
Ny Raintsika ao an-danitra ao
Ka indro ny vavako mivaly
Nampiany aho qcvol ka nahita anao
Ny fahadalako tsy isainy ho fahotako
Mino aho, mino aho, mino aho
Ny fahadalako tsy isainy ho fahotako
Mino aho, mino aho, mino aho
Mino aho f’Andriamanitra tsitoha
Mpamoron’izao rehetra izao
No mbola hanao izay hampifoha
Ho ahy ny cqtkhtw fitiavanao
Mino aho f’Andriamanitra mahery
Mpamoron’izao rehetra izao
Hitantana anao tononkira.serasera.org ho bqahho ahy samirery
Hitandrina ahy ho anao
Ka izay sitrapony no ekeko fa ambony
Mino aho, mino aho, mino aho
Ka izay sitrapony no ekeko fa ambony
Mino aho, mino aho, mino aho
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 20583
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 19/08/2002 07:35
