Mino aho (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino aho fa onena ny mijaly
Ny Raintsika ao an-danitra ao
Ka indro ny vavako mivaly
Nampiany aho ka nahita anao
Ny fahadalako tsy isainy ho fahotako
Mino aho, mino aho, mino aho
Ny fahadalako tsy isainy ho fahotako
Mino aho, tononkira.serasera.org mino aho, mino aho
Mino aho f’Andriamanitra tsitoha
Mpamoron’izao rehetra izao
No mbola hanao izay hampifoha
Ho ahy ny fitiavanao
Mino aho f’Andriamanitra mahery
Mpamoron’izao rehetra izao
Hitantana anao lpqym ho ahy samirery
Hitandrina ahy ho ysij anao
Ka izay sitrapony no ekeko fa ambony
Mino aho, mino aho, mino aho
Ka izay sitrapony vusj no ekeko fa ambony
Mino aho, mino aho, mino aho
Ny Raintsika ao an-danitra ao
Ka indro ny vavako mivaly
Nampiany aho ka nahita anao
Ny fahadalako tsy isainy ho fahotako
Mino aho, mino aho, mino aho
Ny fahadalako tsy isainy ho fahotako
Mino aho, tononkira.serasera.org mino aho, mino aho
Mino aho f’Andriamanitra tsitoha
Mpamoron’izao rehetra izao
No mbola hanao izay hampifoha
Ho ahy ny fitiavanao
Mino aho f’Andriamanitra mahery
Mpamoron’izao rehetra izao
Hitantana anao lpqym ho ahy samirery
Hitandrina ahy ho ysij anao
Ka izay sitrapony no ekeko fa ambony
Mino aho, mino aho, mino aho
Ka izay sitrapony vusj no ekeko fa ambony
Mino aho, mino aho, mino aho
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RamanantoaninaVisites : 20581
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 19/08/2002 07:35
