Mino aho (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mino aho fa onena ny mijaly
Ny Raintsika ao an-danitra ao
Ka indro ny vavako mivaly
Nampiany aho ka nahita anao
Ny fahadalako tsy isainy ho fahotako
Mino aho, mino aho, mino aho
Ny fahadalako tsy isainy ho fahotako
Mino aho, mino aho, mino aho
Mino aho f’Andriamanitra tsitoha
Mpamoron’izao rehetra izao
No mbola hanao izay hampifoha
Ho gyjpypsv ahy ny fitiavanao
Mino ugvbi tononkira.serasera.org aho f’Andriamanitra mahery
Mpamoron’izao rehetra izao
Hitantana anao ho ahy samirery
Hitandrina ahy ho anao
Ka izay sitrapony no ydha ekeko fa ambony
Mino aho, mino aho, mino aho
Ka izay sitrapony no ekeko fa ambony
Mino aho, mino aho, mino aho
Ny Raintsika ao an-danitra ao
Ka indro ny vavako mivaly
Nampiany aho ka nahita anao
Ny fahadalako tsy isainy ho fahotako
Mino aho, mino aho, mino aho
Ny fahadalako tsy isainy ho fahotako
Mino aho, mino aho, mino aho
Mino aho f’Andriamanitra tsitoha
Mpamoron’izao rehetra izao
No mbola hanao izay hampifoha
Ho gyjpypsv ahy ny fitiavanao
Mino ugvbi tononkira.serasera.org aho f’Andriamanitra mahery
Mpamoron’izao rehetra izao
Hitantana anao ho ahy samirery
Hitandrina ahy ho anao
Ka izay sitrapony no ydha ekeko fa ambony
Mino aho, mino aho, mino aho
Ka izay sitrapony no ekeko fa ambony
Mino aho, mino aho, mino aho
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RamanantoaninaHits : 20864
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 19/08/2002 07:35
