Mila (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila tsy ho zakako indraindray
Ny irery ato an-trano
Mafy ny efa zatra roa ka iray
No sendra hamohamo.
Mila tsy ho tantiko indraindray
Lay fo zary sina
Zatra naman-tiana hatrizay
Nipitra mangina.
Aza ilaozanao ny foko tia tavela singany manirery ety
tononkira.serasera.org Aza ilaozanao avia ho anilan’ny tia lmjhzzjg anao
Ny ety anie ka jgzdf marobe
Reo zay manimbolo ô
Firifiry, kely na lehibe
Mandalo daholo.
Mila tsy ho tantiko indraindray
Ireo fakam-panahy
Manan-tsiky resabe tsy hay
Mampanahy ahy
Ny eo anilanao no tiako wydxz izay
Ny eo akaikinao no tiako haleha
Faingana avia ry tiako indrindra
Ho anilan’ny tia anao.
Ny irery ato an-trano
Mafy ny efa zatra roa ka iray
No sendra hamohamo.
Mila tsy ho tantiko indraindray
Lay fo zary sina
Zatra naman-tiana hatrizay
Nipitra mangina.
Aza ilaozanao ny foko tia tavela singany manirery ety
tononkira.serasera.org Aza ilaozanao avia ho anilan’ny tia lmjhzzjg anao
Ny ety anie ka jgzdf marobe
Reo zay manimbolo ô
Firifiry, kely na lehibe
Mandalo daholo.
Mila tsy ho tantiko indraindray
Ireo fakam-panahy
Manan-tsiky resabe tsy hay
Mampanahy ahy
Ny eo anilanao no tiako wydxz izay
Ny eo akaikinao no tiako haleha
Faingana avia ry tiako indrindra
Ho anilan’ny tia anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 6590
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 20/04/2004 14:41
