Mila (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Mila tsy ho zakako indraindray
Ny irery ato an-trano
Mafy ny efa zatra roa ka xidwpk iray
No sendra hamohamo.
Mila tsy ho tantiko indraindray
Lay fo zary sina
Zatra naman-tiana hatrizay
Nipitra mangina.
Aza ilaozanao ny foko tia tavela singany manirery ety
Aza ilaozanao avia ho anilan’ny tia anao
Ny ety anie ka marobe
Reo zay manimbolo ô
Firifiry, kely na sawn lehibe
Mandalo daholo.
Mila tsy ho tantiko indraindray
Ireo fvoq fakam-panahy
Manan-tsiky resabe tsy hay
Mampanahy ahy
Ny eo anilanao no tiako izay
Ny eo akaikinao no tiako haleha
Faingana avia ry tiako indrindra
Ho anilan’ny tia anao.
Ny irery ato an-trano
Mafy ny efa zatra roa ka xidwpk iray
No sendra hamohamo.
Mila tsy ho tantiko indraindray
Lay fo zary sina
Zatra naman-tiana hatrizay
Nipitra mangina.
Aza ilaozanao ny foko tia tavela singany manirery ety
Aza ilaozanao avia ho anilan’ny tia anao
Ny ety anie ka marobe
Reo zay manimbolo ô
Firifiry, kely na sawn lehibe
Mandalo daholo.
Mila tsy ho tantiko indraindray
Ireo fvoq fakam-panahy
Manan-tsiky resabe tsy hay
Mampanahy ahy
Ny eo anilanao no tiako izay
Ny eo akaikinao no tiako haleha
Faingana avia ry tiako indrindra
Ho anilan’ny tia anao.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RamanantoaninaHits : 6590
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 20/04/2004 14:41
