Mila (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mila tsy ho zakako indraindray
Ny imyq tononkira.serasera.org irery ato an-trano
Mafy ny efa zatra roa ka iray
No sendra hamohamo.
Mila tsy dfkspxu ho tantiko indraindray
Lay fo zary sina
Zatra naman-tiana hatrizay
Nipitra mangina.
Aza ilaozanao ny foko tia tavela singany ixqrfyf manirery ety
Aza ilaozanao avia ho anilan’ny tia anao
Ny ety anie ka marobe
Reo zay manimbolo ô
Firifiry, kely na lehibe
Mandalo daholo.
Mila tsy ho tantiko indraindray
Ireo fakam-panahy
Manan-tsiky resabe tsy hay
Mampanahy ahy
Ny eo anilanao no tiako izay
Ny eo akaikinao no tiako haleha
Faingana avia ry tiako indrindra
Ho anilan’ny tia anao.
Ny imyq tononkira.serasera.org irery ato an-trano
Mafy ny efa zatra roa ka iray
No sendra hamohamo.
Mila tsy dfkspxu ho tantiko indraindray
Lay fo zary sina
Zatra naman-tiana hatrizay
Nipitra mangina.
Aza ilaozanao ny foko tia tavela singany ixqrfyf manirery ety
Aza ilaozanao avia ho anilan’ny tia anao
Ny ety anie ka marobe
Reo zay manimbolo ô
Firifiry, kely na lehibe
Mandalo daholo.
Mila tsy ho tantiko indraindray
Ireo fakam-panahy
Manan-tsiky resabe tsy hay
Mampanahy ahy
Ny eo anilanao no tiako izay
Ny eo akaikinao no tiako haleha
Faingana avia ry tiako indrindra
Ho anilan’ny tia anao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RamanantoaninaVisites : 6517
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 20/04/2004 14:41
