Fiainana kely (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainana kely tsy mirehareha
Fiainana kely tsotsotra izay ny ahy
Tsy trano manjelatra, tsy sskog tafom-bazaha
Fa tafo mololo izay ihany aloha ny ao
Fa raha ny fitiavanao no mankao
Raha ianao iriko no miantrano ao
Hanjary lapa ilay bongo kely
Na mpanjaka aza hangetaheta ny ho ao
Ho tobaka ronono, hitondraka tantely
Fa tojo ilay niriako aho, sady tojo anjely
Ny fitiavanao hamoronako hira
Hokaloiko ho anao na maraina na hariva
Hindramiko koa tononkira.serasera.org ireo hira fanaoko
Hitety tontolo hidradradradrako
Fa vfqr tiako ianao
Tena tiako ianao
lvovvfq
Fiainana kely tsotsotra izay ny ahy
Tsy trano manjelatra, tsy sskog tafom-bazaha
Fa tafo mololo izay ihany aloha ny ao
Fa raha ny fitiavanao no mankao
Raha ianao iriko no miantrano ao
Hanjary lapa ilay bongo kely
Na mpanjaka aza hangetaheta ny ho ao
Ho tobaka ronono, hitondraka tantely
Fa tojo ilay niriako aho, sady tojo anjely
Ny fitiavanao hamoronako hira
Hokaloiko ho anao na maraina na hariva
Hindramiko koa tononkira.serasera.org ireo hira fanaoko
Hitety tontolo hidradradradrako
Fa vfqr tiako ianao
Tena tiako ianao
lvovvfq
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RamanantoaninaVangy : 36294
Mpankafy : 4 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 25/10/2001 16:10
