Fiainana kely (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiainana kely tsy mirehareha
Fiainana kely tsotsotra izay ny ahy
Tsy trano manjelatra, tononkira.serasera.org tsy tafom-bazaha
Fa tafo mololo izay ihany aloha ny ao
Fa raha ny fitiavanao no mankao
Raha ianao iriko no miantrano ao
Hanjary lapa ilay bongo movo kely
Na mpanjaka aza hangetaheta ny ho crfuj ao
Ho tobaka ronono, hitondraka tantely
Fa tojo ilay niriako aho, sady tojo anjely
Ny fitiavanao hamoronako hira
Hokaloiko ho anao na maraina na kqsumb hariva
Hindramiko koa ireo hira fanaoko
Hitety tontolo hidradradradrako
Fa tiako ianao
Tena tiako ianao
Fiainana kely tsotsotra izay ny ahy
Tsy trano manjelatra, tononkira.serasera.org tsy tafom-bazaha
Fa tafo mololo izay ihany aloha ny ao
Fa raha ny fitiavanao no mankao
Raha ianao iriko no miantrano ao
Hanjary lapa ilay bongo movo kely
Na mpanjaka aza hangetaheta ny ho crfuj ao
Ho tobaka ronono, hitondraka tantely
Fa tojo ilay niriako aho, sady tojo anjely
Ny fitiavanao hamoronako hira
Hokaloiko ho anao na maraina na kqsumb hariva
Hindramiko koa ireo hira fanaoko
Hitety tontolo hidradradradrako
Fa tiako ianao
Tena tiako ianao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RamanantoaninaVisites : 36293
Préférés : 4 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 25/10/2001 16:10
